Teny iditra |
solitany
|
Singan-teny | solika ; tany |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana jiro, fa indrindra akana lasantsy. (Ny solitany dia manana fofona azy manokana ary maivana kokoa noho ny rano ka mitsinkafona rafla miaraka aminy) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Kerosene, paraffin oil [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pétrole [1.8]
|
Ohatra | Tsy hita teo an-toerana ny sira, ny siramamy, ny savony, ny solitany, ny sigara, ny kahie, ny lamba.
[2.472]
|
Voambolana |
|