Entrée sola
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky
¶ Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola
¶ Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany [1.1]
Explications en anglais bald [1.7]
Explications en français chauve [1.8]
Dérivés 
 
Exemples Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [2.472]
Proverbes 

Entrée sola
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Tanosy] mirodana [1.78]
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31