Teny iditra | sito | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Sarondoha mena anaovan'ny lohankibory amin'ny lanonana sasany [1.78] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] étoffe rouge dont se coiffe le chef de kibory pour certaines cérémonies [1.82] | ||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||||||
Tovy hevitra | soto | ||||||
Teny iditra | sito | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Action de traîner [1.82] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |