Teny iditra sisilianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Sisily, faritany iray amin' ny tapak' i Italia atsimo: Mahatratra dimy tapitrisa mahery ny isan' ny Sisilianina
Momba an' i Sisily, an' i Sisily na avy any Sisily: Misionera sisilianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sicilian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Sicilien, sicilienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: sicilien.
Mpanahaka  Sisily

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31