Entrée sisika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy
¶ Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola
¶ Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro
¶ Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana
Mitovy hevitra: gaka ~ kolikoly ~ tsolotra
Explications en anglais  [Hallanger 1973] forced in between
Explications en français  [Hallanger 1974] qu'on pousse et insère entre des choses
Dérivations 
Morphologie 
sisika
sisiko
sisikao
sisiny
sisitsika
sisikay
sisikareo
sisik'
sisi-

Entrée sisika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy
Vocabulaire 
Synonymes tsofoka

Entrée sisika
Partie du discours nom
Explications en français  [SLP 1986] blanc de casse
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2022/01/12