Teny iditra | sinovoka (sovoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voasovoka, sovohana, idirana tampoka moramora na mangina: Nosinovoky ny fahavalo ny tafika ka nahafatesana betsaka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a attaqué à l’improviste [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voasovoka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |