Teny iditra | singotry ny aina (singotra, aina) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1] | |
Mpanahaka | menaky ny aina ~ silaky ny aina ~ vahatry ny aina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |