Teny iditra singa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1]
Ohatra ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao [4.27]
Haiendriteny 
Tsotra : singa, singany, singan', singan-, singam-
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra singa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay élément [1.13]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19