Teny iditra | silantsilana | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Pilaka sy maimay, jefijefy, mitrafantrafana: Mahasosotra ahy ny toetran' ilay zazavavy silantsilana iny. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pétillant, espiègle, folâtre, éveillé, fringant, lascif [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |