Teny iditra | sihy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Safidy, fantina, fifidianana [1.78] | |
Tovy hevitra | safidy | |
Teny iditra | sihy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tsy sitrapo [1.78] | |
Teny iditra | sihy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] Hyparrhenia rufa (Nees) Stapf (Poaceae). Bonne fourragère à l'état jeune. Ce nom est prononcé siky ou sy dans certaines régions ; Voir aussi ces mots. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Hyparrhenia rufa | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/12/30 |
![]() |