Teny iditra sigara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ravimparaky voatorotoro mihorona ao anaty taratasy manify ka atao fifoka: Nahalany sigara telo pake isan' andro aho taloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cigar, a cigarette [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cigare, cigarette [1.8]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: cigare.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31