Teny iditra | setroka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Smoke [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fumée [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Ohatra | Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana.
[2.470] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Zanakanarana | ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny setroka io | |||||||||||||||
Teny iditra | setroka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3] | |||||||||||||||
Ohatra | Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa
[2.558] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | koretsa, retsoka, rotsake, setroka, tseroka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26 |