Teny iditra sermona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. sermon] (Fis,. prot.) Toriteny any am-piangonana: Nafonja ilay sermoa na henoko tamin' ny Alahady izay!
Levilevy, bedibedy sesilany miverimberina: Ianao koa be sermona [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: sermon.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31