Teny iditra | serivisy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay service] Sampan-draharaha misahana antokon' asa iray manokana: Ny servisy mikarakara ny vatsim-pfanarana ao amin' ny Minisiteran' ny Fanabeazana [1.1] | |
Ny fihaviany | Frantsay: service. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |