Teny iditra | sento | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisintonana sy famoahana fofon' aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona:
Be sento io zaza io ka mety harary fo rehefa lehibe Alahelo: Mitsikia, atsaharo ny sento Fitrohana zavatra amin' ny orona. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A sigh, a sob [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Soupir, sanglot [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |