Entrée senoka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
¶ Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy
¶ Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy.
Dérivations 
Synonymes senotsenoka

Mis à jour le 2020/07/31