Teny iditra seminera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. séminaire] (Fiv. kay.) Toerana anomanan' ny Eglizy ny tanora manam-pikasana ho pretra
Fiofanan' antokon' olona miaraka, amin' ny toarana iray, ara-pirehan-kevitra na ara-teknika [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: séminaire.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31