Teny iditra seminarista
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. séminariste] Tanora mikasa hanao pretra ka miomana amin' ny toerana fanofanana amin' izany
Ireo antokon' olona miofana ara-pirehan-kevitra na ara-teknika [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: séminariste.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31