Teny iditra | sefosefo (sefo) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiainana manano sarotra fa toy ny tampina ny lalan-drivotra; fahasemporana noho ny tena misanehaka [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Hurry Breathless, panting [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Respiration haletante, pleurnichement; hâte, empressement [1.8] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |