Teny iditra savonimbary
Singan-teny savony ; -bary (vary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra izay mandroadroatra tahaka ny savony rehefa kosikosehina ao anaty rano [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25