Teny iditra | savohana (savoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana na hosorana savoka: Savohy tsara ny ngorodontsika, ry be lohako ity [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be waxed [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on cire [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |