Entrée satriko > satry
Partie du discours participe
Explications en malgache Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. [1.1]
Explications en anglais intended; wished; to intend, to prefer [1.7]
Explications en français voulu, désiré, visé, choisi, préféré: Satriko ny mandeha, fa misy ranonorana (Je voudrais bien partir, mais il y a de la pluie) [1.3]
 voulu, qu'on a l'intention de faire; préféré [1.8]
Morphologie 
satry
satriko
satrinao
satriny
satrintsika
satrinay
satrinareo
satrin'
satrin-
satrim-
satry
satriko
satrinao
satriny
satrintsika
satrinay
satrinareo
satrin'
satrin-
satrim-
ho satry
ho satriko
ho satrinao
ho satriny
ho satrintsika
ho satrinay
ho satrinareo
ho satrin'
ho satrin-
ho satrim-
Dérivés 
Mots composés 
Exemples Moa va tsy fanala latsaka maraina iny hariva iny ka satry ihany hilatsaka am-patana rehefa vita ny lahasa an-tsaha. [2.470]

Entrée satriko > satrina (satry)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao ara-tsitrapo [1.1]
Morphologie 
satrina
satriko
satrinao
satriny
satrintsika
satrinay
satrinareo
satrin'
satrin-
satrim-
satri-
nosatrina
nosatriko
nosatrinao
nosatriny
nosatrintsika
nosatrinay
nosatrinareo
nosatrin'
nosatrin-
nosatrim-
nosatri-
hosatrina
hosatriko
hosatrinao
hosatriny
hosatrintsika
hosatrinay
hosatrinareo
hosatrin'
hosatrin-
hosatrim-
hosatri-