Entrée sarim-bavy (sary, vavy)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Lehilahy manao fihetsika amam-piteny toy ny vehivavy; lehilahy manao ny fombafomban' ny vehivavy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao

Mis à jour le 2020/07/31