Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
sarebaka
(
rebaka
)
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Toetran' ny fitafiana na ny akanjo lava, malalaka sy mirefarefa amin' ny tany
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manasarebaka
,
misarebaka
matoantenin' ny iharana :
asarebaka
,
tafasarebaka
,
voasarebaka
matoantenin' ny fameno :
anasarebahana
,
isarebahana
anarana :
fanasarebahana
,
fanasarebaka
,
fisarebahana
,
fisarebaka
,
mpanasarebaka
,
mpisarebaka
,
sarebadrebaka
mpamaritra :
mahasarebaka
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31