Teny iditra | sarakaty | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fihary eo ambanin' ny vavony manome ranom-pandevonan-kanina roa karazana [1.1] | |||
Fihary eo ambany vavony manome ranom-pandevonan-kanina [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Pancréas [1.13] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Tovy hevitra | lelakatry ~ morikaty | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | asitraka, saikatra, sarakaty, saritaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |