Teny iditra sapaoritra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [angl. support] Fomba fiarahaban' ny miaramila ny manamboninahitra, matetika miaraka amin' ny mozika: Manome sapaoritra [1.1]
Sampanteny 
Ny fihaviany Anglisy: support.
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31