Teny iditra saonjorano (saonjo, rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-tsaonjo tsy fihinana ny vodiny fa ny raviny kosa (izay tena atao hoe horirika) dia fanao fangaron-daoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (comme saonjondrano). Variétés âcres, semi-sauvages de Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). [1.196]
Anarana siantifika Colocasia esculenta
Voambolana 
Tovy hevitra saonjondrano

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/12