Teny iditra saodranto
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] Fisaraham-panambadiana noho ny lahy tsy maintsy mandao (miaramila, ets), koa dia mamela ny vavy hanambady izy mandra-piveriny [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31