Teny iditra sampazana (sampy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zavatra ametrahan-javatra misampy na misavily: Nosampazana tady randrana lavalava ny vozony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To have something set astraddle it [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sur quoi on met quelque chose à califourchon [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sampazana, sampazako, sampazanao, sampazany, sampazantsika, sampazanay, sampazanareo, sampazan', sampazan-, sampazam-, sampaza-
Ny lasa : nosampazana, nosampazako, nosampazanao, nosampazany, nosampazantsika, nosampazanay, nosampazanareo, nosampazan', nosampazan-, nosampazam-, nosampaza-
Ny hoavy : hosampazana, hosampazako, hosampazanao, hosampazany, hosampazantsika, hosampazanay, hosampazanareo, hosampazan', hosampazan-, hosampazam-, hosampaza-
Filaza mandidy : sampazo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20