Teny iditra samily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [angl. assembly] Fiantsoana ny miaramila mba hiangona amin' ny toerana iray, amin' ny alalan' ny bingona na ny amponga [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: assembly.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31