Teny iditra sambosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-tsakitsaky izay toy izao no famboatra azy: alaina ny hena voatoto masaka, afangaro amin' ny tongolo, persily..., dia fonosina takelaka lafarina manify dia manify, ary dia endasina [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31