|
|
|
|

Teny iditra1  sambasambaina
Fototeny  2 sambasamba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Irariana ny fitahian' Andriamanitra: Nosambasambain' i Dadabe izahay rehetra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 isambasambana, sambasambaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08