Teny iditra | salika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Salaka, fitafy hafahafa [1.78] | |
Tovy hevitra | fisali-pe | |
Teny iditra | salika | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Mampitafy [1.78] | |
Fivaditsoratra | lakasy, salaky, salika, sikala, silaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |