Teny iditra salaka miamboho vody
Singan-teny salaka ; miamboho ; vody
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra tonga aoriana loatra fa tsy amin' ny fotoana ilana azy, mitovy amin' ny hoe: ranomaso tsy miaraka amam-paty [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20