Teny iditra salady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' anana vahiny mitovitovy amin' ny laisoa fa kely, asiana menaka sy vinaingitra na ranom-boasary makirana dia hanina manta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Salad greens, lettuce [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Salade, laitue [1.8]
  [Betsileo, Merina] (du français salade). Nom des plantes consommées en salade, c'est-à-dire crues et assaisonnées à l'huile et au vinaigre. Surtout la laitue : Lactuca sativa L. (Asteraceae). Nom déjà mentionné par Malzac. Voir aussi ana-manta. [1.196]
Anarana siantifika Lactuca sativa
Ohatra Ny toe-pahasalamany aza efa mahonena dia mbola heverina ihany ireny olona ireny fa afaka mandany ny hany hery sisa ananany hamboly salady na zeranioma eo amina tany nampindramina azy herinandro vitsivitsy fotsiny. [1.369]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: salade.

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/13