Entrée saikiny
Partie du discours nom
Définition malgache [angl. second] Amin' ny hira misy feo maro, ilay feo antsoina hoe faharoa, fizarana na paritra mazàna ataon' ny vehivavy iva feo indrindra [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Anglais: second.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31