Teny iditra |
saikatra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Hesitant, undecided [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui hésite; [1.8]
|
Ohatra | "Saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy
[2.472]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
saikatra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Vositra, voavositra: omby saikatra [1.78]
|
| Enti-milaza ny omby vositra Sarindahy [1.1]
|
|