Teny iditra sahobaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' angely, izay mitovy amin' ny angely tsotra na loha, na tongotra, fa ny elany no tapany kely, ary somary botabota matavy ilay izy, indrindra ny kibo lasa leminy [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31