Teny iditra sahatry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Sarisary ratsy endrika anaovana faditra angatra [1.78]

Teny iditra sahatry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Zavamahagaga [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] Prodige [1.78]

Teny iditra sahatry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Ampy, sahaza, sahady [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31