Teny iditra | sahatra | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazandrazan' ody mahery famosaviana [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Espèce de sortilège ou magie [1.3] | ||
[Merina] D'après Malzac « espèce de sortilège ou magie ». [1.196] | |||
Voambolana | Fivavahana, finoana | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | sahatra | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy amin' ny fampanonona [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Comme fampanonona [1.3] | ||
Fivaditsoratra | hatsara, sahatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |