|
|
|
|

Teny iditra1  safiotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Olona na biby vokatry ny fikambanana karazana roa samy hafa [1.1]
Tovy hevitra  4  safitra
Mpanahaka  5  Kiry, zafindraony, metisy

Fivaditsoratra  6  afositra, fisaotra, fosarita, safiotra, sofiatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31