Teny iditra | rotaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Tovy hevitra | kotaka ~ kotakotaka | |||||||||
Teny iditra | rotaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Gros ventre [1.3] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | rotarota | |||||||||
Tsipelina hafa | ritaka | |||||||||
Fivaditsoratra | akotra, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, taroka, toraka, traoka, troaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |