|
|
|
|

Teny iditra1  rosarosa
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  4  Fandram-bolo
Fanazavàna teny malagasy  5  Anisan' ny randrana fihaingoana fatratra nahameva ny tovovavy fahizay: randramadinika milahadahatra manodidina izy io ka mivona ny tendrony. (Ny miaramilan-dRadama I koa, hono, nanao rosarosa ka io no nahatonga ny fitenenana hoe "fony nanao rosarosa", mba hilazana hoe "fony nanao volo lava ny miaramila") [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31