Teny iditra | rorirory | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' izay rehetra manify sy malemy, toy ny lamba izany, ohatra [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est mince et faible, comme une étoffe très mince et très claire [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | riroriro, rorirory |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |