Teny iditra | roimemy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana roy izay mafy aoka izany ny hazony (Mimosa latispinosa) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Betsileo, Mahafaly, Merina]
(de roy : plante épineuse et
memy : la fournaise, ce qui brûle cruellement ; allusion aux égratignures provoquées par cette espèce qui s'infectent immédiatement et causent une vive irritation).
(1) Mimosa latispinosa Lam. (Fabaceae). Les feuilles servaient à faire des inhalations pour prévenir des convulsions des jeunes enfants ; pratique d'origine magique. (2) Plus récemment (Merina et Betsileo) nom appliqué aussi à Caesalpinia sepiaria Roxb. (Fabaceae). Voir roimbazaha. [1.196] | |
Anarana siantifika | Caesalpinia sepiaria, Mimosa latispinosa | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Tovy hevitra | romemy | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny roimemy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05 |
![]() |