Entrée |
rofia
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavamaniry karazana palmie izay anaovana kofehy ny hoza-draviny ka tenomina ho jiafotsy [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | the raffia palm, its fibre; palms in general [Hallanger 1973]
|
Explications en français | le palmier raphia, sa fibre; palmier [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Sagus ruffia |
Autres orthographes |
Exemples | Tsy misy afa-tsy ny akanjobe rofia ihany, jiafotsy, no mahay ity takohoka ity raha tsy te ho rotidrotika ny hoditra! [Andriamalala: Ranomasina, page 30]
|
Citations |
Toponymie |
|
Illustrations |
|
|