Teny iditra | roboka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandentehana ao anaty rano: Ataovy tsara roboka ao anaty rano nato ny landy [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Teny iditra | roboka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cajolé, séduit par la flatterie [1.3] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | boroka, koroba, roboka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |