Teny iditra | roba | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fangoronana an-keriny; fangalarana sy fanimbana [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Booty, esp. booty taken in war [1.7] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Butin [1.8] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Teny iditra | roba | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Rava [1.78] | ||||||||||||||||||
[Sihanaka] Rava, mianjera [1.78] | |||||||||||||||||||
Tovy hevitra | robaka | ||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |