Teny iditra | rivatra | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Enti-milaza hazandrano lasa na afaka tamin' ny fintana fa tataka ny vavany [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rivatra io | |
Fivaditsoratra | ravitra, rivatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |