Teny iditra | ringana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tapitra voa, na maty avokoa, maty daholo, lany ripaka, fongana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Consumed, destroyed [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Exterminé, massacré [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Détruit par un fléau, comme la guerre, l’épidémie, la grêle [1.3] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | rangina, ringana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15 |